Ho Anao Jesoa (GAFLI)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1. Hoy Jehovah tompon'ny maro
Mandehana ary ataovy ny trano
Mba opzpmwwv ho ankasitrahako izany
Miakara an-tendrombohitra any
Raha ny herinay tsy mahefa
Ny finoanay koa toa malemy
Ankalazaina Aho hoy Jesoa raha miteny
Ref.: Ianao Jesoa no efa nampanantena
Hoe: Aminao ihany no tena harena
Raha ny laza, vola aman-karena
Zava-poana ny momba ny tena
Fa ho Anao Jesoa izay rehetra omena
2. Izahay izao raha manompo Anao
Manana izao rakitra izao
Entinay amin'ny asanao
Mba ho an'Andriamanitra zuugbjk ny zkcri hery
Ka tononkira.serasera.org homban'ny fanahy mahery
Zotom-po, finoana tsy an-tery
Hitaona ny hafa koa mba tsy hisy ho very
Ref.: Ianao Jesoa no efa nampanantena ...
Mandehana ary ataovy ny trano
Mba opzpmwwv ho ankasitrahako izany
Miakara an-tendrombohitra any
Raha ny herinay tsy mahefa
Ny finoanay koa toa malemy
Ankalazaina Aho hoy Jesoa raha miteny
Ref.: Ianao Jesoa no efa nampanantena
Hoe: Aminao ihany no tena harena
Raha ny laza, vola aman-karena
Zava-poana ny momba ny tena
Fa ho Anao Jesoa izay rehetra omena
2. Izahay izao raha manompo Anao
Manana izao rakitra izao
Entinay amin'ny asanao
Mba ho an'Andriamanitra zuugbjk ny zkcri hery
Ka tononkira.serasera.org homban'ny fanahy mahery
Zotom-po, finoana tsy an-tery
Hitaona ny hafa koa mba tsy hisy ho very
Ref.: Ianao Jesoa no efa nampanantena ...
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : GAFLIVangy : 388
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Solofomandimby
Daty : 26/10/2025 15:01
