Inay aho (Gabhy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
(solo lahy)
Inay aho tsy nahalala anao akory
Ry olo-mandalo niserana ihany
Ny foko ato anaty dia toa oriory
Misento anao lava, misento anao hatrany.
(refrain) : Ny endrikao, ny fitsikinao
tononkira.serasera.org Tsy afaka an-tsaiko hatramin’izao
bswji Ny anaranao hafahafa izay
vyhbusjr gmntqxkf Tsy ho afaka am-bavako mandrakizay
Kanefa tsarovy f’indray andro any
Mbola hahatsiarovanao ny anarako
Ilay fo mitempo anao sy kotsan-tomany
Dia ho tsarovanao, tsarovanao rahavako
(refrain) : Ny endrikao, . .......
Inay aho tsy nahalala anao akory
Ry olo-mandalo niserana ihany
Ny foko ato anaty dia toa oriory
Misento anao lava, misento anao hatrany.
(refrain) : Ny endrikao, ny fitsikinao
tononkira.serasera.org Tsy afaka an-tsaiko hatramin’izao
bswji Ny anaranao hafahafa izay
vyhbusjr gmntqxkf Tsy ho afaka am-bavako mandrakizay
Kanefa tsarovy f’indray andro any
Mbola hahatsiarovanao ny anarako
Ilay fo mitempo anao sy kotsan-tomany
Dia ho tsarovanao, tsarovanao rahavako
(refrain) : Ny endrikao, . .......
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : GabhyHits : 11681
Likes : 0 Like
Created by : RAZAFINDRANAIVO Harilala
Date : 22/10/2003 11:31
