Inay aho (Gabhy)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
(solo lahy)

Inay aho tsy nahalala anao akory
Ry olo-mandalo niserana ihany
Ny foko ato anaty dia toa oriory
Misento anao lava, misento anao hatrany.

         (refrain) : Ny endrikao, ny fitsikinao
                           Tsy afaka an-tsaiko hatramin’izao
           yjqvx                 Ny anaranao hafahafa tltgujn izay
                  tononkira.serasera.org          Tsy ho afaka am-bavako mandrakizay

Kanefa tsarovy f’indray andro any
Mbola hahatsiarovanao ny anarako
Ilay fo mitempo anao sy kotsan-tomany
Dia ho tsarovanao, tsarovanao rahavako

         (refrain) : rgsck  Ny endrikao, . .......

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Gabhy
Hits : 11108
Likes : 0 Like
Created by : RAZAFINDRANAIVO Harilala
Date : 22/10/2003 11:31
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0983