Ny fiainako (Dany Ranoa)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tiako loatra ny miaraka aminao
Tiako hatrany ny eo anilanao
Fa mamiko ny mifamboraka fitia
Izaho sy ianao mandrakizay doria
Hiray safidy mandra-maty re
Ka hiara-dia ka moa tsy izany ve
Eny tononkira.serasera.org tokoa ekeko sy omeko
Fa voatokako ho anao ny fiainako
Hivoady aminao rahavako
E! trotroiko sy hivavahako
Aharitra ny hazavan'ny tarany
Ambara-pialan'ny aiko farany
Hiray safidy mandra-maty re
Ka hiara-dia fa moa tsy xkhjfjtp izany ve
Eny tokoa lalaiko sy ho hajaiko
Fa voatokako wvuc ho anao ny xlgenm fiainako
Tiako hatrany ny eo anilanao
Fa mamiko ny mifamboraka fitia
Izaho sy ianao mandrakizay doria
Hiray safidy mandra-maty re
Ka hiara-dia ka moa tsy izany ve
Eny tononkira.serasera.org tokoa ekeko sy omeko
Fa voatokako ho anao ny fiainako
Hivoady aminao rahavako
E! trotroiko sy hivavahako
Aharitra ny hazavan'ny tarany
Ambara-pialan'ny aiko farany
Hiray safidy mandra-maty re
Ka hiara-dia fa moa tsy xkhjfjtp izany ve
Eny tokoa lalaiko sy ho hajaiko
Fa voatokako wvuc ho anao ny xlgenm fiainako
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Dany RanoaVangy : 11874
Mpankafy : 4 Ankafizo
Nampiditra : ikalamako
Daty : 24/10/2015 21:16
