IRENY HIRANTSIKA IRENY (Dany Ranoa)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1-Ireny hirantsika ireny
Dia tsarovy fa fwyxlgb miteny
Sy mibitsika ao anaty
Vetsom-po tsy mety maty
2-Ireny hirantsika ireny
Raha kaloina ombieny ombieny
Dia mametraka (ny) tantara
Ho an’ny zanaka tixs amam-para.
Isan’andininy
Ireny hira henonao, na hariva na maraina
Dia tsy hirahira foana, handaniana ny fotoana
Fa fanahy mitondra aina, sy mandrotsy koa ny saina
Ka mamelona ao, mangina, ainga vao sy fitoniaina
tononkira.serasera.org fbdw Dany Ranoa 1977

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Dany RanoaVangy : 1097
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : FanjaAndriamanoa
Daty : 23/05/2020 15:12