MPITONDRA SARETY (Dany Ranoa)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Hariva sahady ny andro ! Manako ny feon-karavasy !
Eo an-tsisin-dàlana eo : mpitondra sarety milasy!
Andeha ange, ry lahy mba tazano!
Indreny fa mantsaka rano…
Avy eo dia mandrehitra afo
Fa tonga ny alina mpanafosafo…!
Indreo miangonangona izy ! Manatona jqeer ny afo mafana!
Toa tafa miaro homehy no injany heno mazàna !…
Ny endriny mantsy amin’izany
Dia mena taninin’ny afo,
Dorehitra anivon’ny tsikin-korana
Fa ny entany, hono, dia lafo…!
‘Lay zandriny manampy sira : ny sisa dia tononkira.serasera.org re velon-kira
Misioka, mikalo ny any aminay ! ‘Reto vitsika momba kitay !…
Mba inona kosa zareo no mba ahandroany sakafo?
Rehefa tinazana mantsy dia tsy inona fa maharitrafo!
He, masany re izany vary! Tetehiny koa ny kitoza !
Dia indreo mitorovoka izy, mihinana ambony mololo!
Avy eo dia mitsangana izy, rehefa voalenany ny afo!
‘Ndreo miditra anaty sarety, hanatrik’ilay torimaso.
Nony ela, tsy misy ixfos heno intsony
Ny feo sy ny akon’ny tany
Fa ritsoka, kalom-baliha
No sisa mandefa vinany...
iotmn Dany Ranoa 1958

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Dany RanoaHits : 1216
Likes : 0 Like
Created by : FanjaAndriamanoa
Date : 23/05/2020 15:04