Ny fiainako (Dany Ranoa)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tiako loatra ny miaraka aminao
Tiako hatrany ny eo anilanao
Fa mamiko ny mifamboraka fitia
Izaho sy ianao mandrakizay doria
Hiray safidy mandra-maty re
Ka hiara-dia ka moa tsy izany ve
Eny tokoa ekeko sy omeko
Fa voatokako qzypr ho anao ny fiainako
Hivoady aminao rahavako
E! trotroiko sy hivavahako
Aharitra kfevlxon ny hazavan'ny tarany
Ambara-pialan'ny aiko farany
Hiray safidy mandra-maty re
Ka hiara-dia fa moa tsy izany ve
Eny tokoa lalaiko sy leviybnq ho hajaiko
Fa voatokako ho anao ny tononkira.serasera.org fiainako
Tiako hatrany ny eo anilanao
Fa mamiko ny mifamboraka fitia
Izaho sy ianao mandrakizay doria
Hiray safidy mandra-maty re
Ka hiara-dia ka moa tsy izany ve
Eny tokoa ekeko sy omeko
Fa voatokako qzypr ho anao ny fiainako
Hivoady aminao rahavako
E! trotroiko sy hivavahako
Aharitra kfevlxon ny hazavan'ny tarany
Ambara-pialan'ny aiko farany
Hiray safidy mandra-maty re
Ka hiara-dia fa moa tsy izany ve
Eny tokoa lalaiko sy leviybnq ho hajaiko
Fa voatokako ho anao ny tononkira.serasera.org fiainako
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Dany RanoaHits : 11875
Likes : 4 Like
Created by : ikalamako
Date : 24/10/2015 21:16
