TANANA HAOLO (Dany Ranoa)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Nilaozan’ny olona irony tanàna
Ka sina sy haolo !
Mirodana fototra irony tamboho
Narindran’ny ntaolo !
Mihotsaka ho azy ireo hadivory
Mba aron-tanàna !
Mahita an’izany ny maso ka ory,
Ny fo tena hana !…
Ireo trano sisa mba hita mijoro
Tsy misy mitoetra
Fa haolo, mihiboka sy efa hikoro
Ka he, mampitsetra
Indreo alan-goavy rmjbkps no hita mameno
Ilay tokontany,
Sy tsilon-draiketa omban-tsongosongo
Manampy an’izany !
Ilay vavahady fidirana tao
Indro tototra fako !
Fa rava daholo ny rindrin-tolana
Natao tamim-bato !
Haolo tokoa mantsy crjokt irony tanàna
Raha toa ka ilaozana!
Nahoana ary moa no hodian-tsy hita,
Tsy asiam-panavaozana tononkira.serasera.org ?…
jwtxl Dany Ranoa 1979
Ka sina sy haolo !
Mirodana fototra irony tamboho
Narindran’ny ntaolo !
Mihotsaka ho azy ireo hadivory
Mba aron-tanàna !
Mahita an’izany ny maso ka ory,
Ny fo tena hana !…
Ireo trano sisa mba hita mijoro
Tsy misy mitoetra
Fa haolo, mihiboka sy efa hikoro
Ka he, mampitsetra
Indreo alan-goavy rmjbkps no hita mameno
Ilay tokontany,
Sy tsilon-draiketa omban-tsongosongo
Manampy an’izany !
Ilay vavahady fidirana tao
Indro tototra fako !
Fa rava daholo ny rindrin-tolana
Natao tamim-bato !
Haolo tokoa mantsy crjokt irony tanàna
Raha toa ka ilaozana!
Nahoana ary moa no hodian-tsy hita,
Tsy asiam-panavaozana tononkira.serasera.org ?…
jwtxl Dany Ranoa 1979
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Dany RanoaHits : 1396
Likes : 0 Like
Created by : FanjaAndriamanoa
Date : 23/05/2020 15:12
