MBA HAFAHAFA IHANY (Dany Ranoa)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mba hafahafa ihany
Ity tononkira.serasera.org fiainana eto an-tany !
Velona tsy tiana
Nefa, ho’aho,
Maty felzc : itomaniana !…
Ny resy : tsy jerena !
Ny potraka : sinrw hosena !
Koa rehefa injay fa tola
Vao andaniana vola!…
Tsy afaka fezyoli hiteny
Fa vovoka malemy…
Ireny anefa, lahy
No andrasana hitahy?!…
Velona : niatahana
Nariana sy navahana !
Maty vao ekena
Mba handanian-karena ?/…
Dany Ranoa 1981
Ity tononkira.serasera.org fiainana eto an-tany !
Velona tsy tiana
Nefa, ho’aho,
Maty felzc : itomaniana !…
Ny resy : tsy jerena !
Ny potraka : sinrw hosena !
Koa rehefa injay fa tola
Vao andaniana vola!…
Tsy afaka fezyoli hiteny
Fa vovoka malemy…
Ireny anefa, lahy
No andrasana hitahy?!…
Velona : niatahana
Nariana sy navahana !
Maty vao ekena
Mba handanian-karena ?/…
Dany Ranoa 1981
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Dany RanoaVangy : 1036
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : FanjaAndriamanoa
Daty : 23/05/2020 15:12
