RAHA TSONTSA (Dany Ranoa)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Raha tsotsa, afoan lahy, ‘lay silaky ny aina
Dia aza cqqf atositosika na latsaina !
Raha diso ka tononkira.serasera.org potrak’ilay olon-tiana :
Areno malaky fa aza tsindriana !
Ny pcugyedi fitiavana : tsy mifanala-baraka
Satria farimanga mifaningo-paka,
Sy tantely manatody amim-pary:
Miray samy mamy ka tsy mifanary !
Vilany mihilana : adidin’ny toko !
Koa raha ny solanga no mihajoko
Vonjeo fa tsy tokony afoy velively
Areno dia ataovy fitia fozakely !
Dany Ranoa 1958
Dia aza cqqf atositosika na latsaina !
Raha diso ka tononkira.serasera.org potrak’ilay olon-tiana :
Areno malaky fa aza tsindriana !
Ny pcugyedi fitiavana : tsy mifanala-baraka
Satria farimanga mifaningo-paka,
Sy tantely manatody amim-pary:
Miray samy mamy ka tsy mifanary !
Vilany mihilana : adidin’ny toko !
Koa raha ny solanga no mihajoko
Vonjeo fa tsy tokony afoy velively
Areno dia ataovy fitia fozakely !
Dany Ranoa 1958
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Dany RanoaVangy : 2780
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : FanjaAndriamanoa
Daty : 23/05/2020 14:51
