INOY SY ANTENAO (Dany Ranoa)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ho kivy ve ny fo
Raha tojo fitsapana
An-dalana ombàna
Fa mafy ny tafiotra
Mifofo sy mianjady
Ka mila tsy ho tanty ?!…
Ho kivy ve ny fo
Ho resy tsy miady,
Hiferotra ao anaty
Fa mafy ny tononkira.serasera.org tafiotra
Mifofo sy mianjady
Ka mila tsy ho tanty ?!…
Inoy sy antenao f’io rahona io
Izay mpisompatra
Sy mpitondra sorisory
Tsy dmsmqtyq haharitra eo akory…
Inoy sy antenao f’io alina io
Izay mikitroka
Dia mbola hisava ihany
Raha tany koa ny tany.
F’io amamaeo lanitra eo ambony io
Raha ilaozam-pahazavana
Dia ho tarafin’ny masoandro
Mpizara xaticmc hafanana.
Mbola ho avy ilay maraim-baovao
Izay hampifaly anao
Inoy izany ! Eny, inoy sy antenao.
Dany Ranoa 1984.
Raha tojo fitsapana
An-dalana ombàna
Fa mafy ny tafiotra
Mifofo sy mianjady
Ka mila tsy ho tanty ?!…
Ho kivy ve ny fo
Ho resy tsy miady,
Hiferotra ao anaty
Fa mafy ny tononkira.serasera.org tafiotra
Mifofo sy mianjady
Ka mila tsy ho tanty ?!…
Inoy sy antenao f’io rahona io
Izay mpisompatra
Sy mpitondra sorisory
Tsy dmsmqtyq haharitra eo akory…
Inoy sy antenao f’io alina io
Izay mikitroka
Dia mbola hisava ihany
Raha tany koa ny tany.
F’io amamaeo lanitra eo ambony io
Raha ilaozam-pahazavana
Dia ho tarafin’ny masoandro
Mpizara xaticmc hafanana.
Mbola ho avy ilay maraim-baovao
Izay hampifaly anao
Inoy izany ! Eny, inoy sy antenao.
Dany Ranoa 1984.
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Dany RanoaHits : 1231
Likes : 0 Like
Created by : FanjaAndriamanoa
Date : 23/05/2020 21:34
