Tsy hainay ny hangina (FIHIRANA FANAMPINY)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsy hainay ny hangina tononkira.serasera.org ka tsy hankalaza ny Avo
Nameno fitahiana ka tsy mba namela ho lavo
Tsy hainay hadinoina bropnz ilay hysxrip fara-fitiavanao Ray ô,
Fa maty novonoina ny Zanakao hamonjy anay
Fiv:
Ka dera ry Ray sy saotra no atolotray ho jplvmtw Anao
Raiso (fo sy fanahy) fo faly loatra
No entinay midera Anao
Ny sainay tsy ampy hahalala
Ny fatran’ ny fitiavanao
Ka raiso ry Tompo Malala
Ny fankasitrahana Anao ry Ray

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : FIHIRANA FANAMPINYVangy : 8061
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : admin
Daty : 07/06/2009 10:28