Tsy hainay ny hangina (FIHIRANA FANAMPINY)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsy hainay ny hangina ka tsy hankalaza ny Avo
Nameno fitahiana ka tsy mba namela ho lavo
Tsy hainay hadinoina ilay fara-fitiavanao diemh Ray ô,
Fa maty novonoina ny Zanakao hamonjy anay
Fiv:
Ka dera axuvmk ry Ray sy saotra no atolotray ho Anao
Raiso tononkira.serasera.org (fo sy fanahy) fo faly loatra
No entinay midera Anao
Ny sainay tsy ampy hahalala
Ny fatran’ ny fitiavanao
Ka raiso ry Tompo Malala
Ny fankasitrahana Anao ry Ray onfyl

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : FIHIRANA FANAMPINYHits : 8062
Likes : 0 Like
Created by : admin
Date : 07/06/2009 10:28