Tsy hainay ny hangina (FIHIRANA FANAMPINY)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsy hainay ny hangina ka tononkira.serasera.org tsy hankalaza ny Avo
Nameno fitahiana ka tsy mba namela ho lavo
Tsy hainay hadinoina ilay fara-fitiavanao Ray ô,
Fa maty siljgzj novonoina ny Zanakao hamonjy anay
Fiv:
Ka dera ry Ray sy saotra no atolotray ho Anao
Raiso (fo sy fanahy) fo faly loatra
No entinay midera tqniw Anao
Ny sainay tsy ampy hahalala
Ny fatran’ ny fitiavanao
Ka raiso ry Tompo Malala
Ny fankasitrahana Anao ry npditcl Ray

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : FIHIRANA FANAMPINYVisites : 8060
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : admin
Date : 07/06/2009 10:28