Ampidiro aloha ny tenimiafina
He, manolo-tena (FIHIRANA FANAMPINY)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
He manolo-tena ho Anao
Fa mandre msswm ny feo sy antsonao
’Zato tenako izay cozu mpania,
Ka raiso Tompo raiso abbwcfc ry Jesoa tia
Fiv:
Hanoa ny sitrakao, hanao ’zay tianao
Ka ho mpanompo vonona sy sahy koa
Hitory hatrany ilay fitiavanao
Ambaram-pialam-pofon’ aiko Jesoa
Eny Tompo tsy mba mendrika aho
Feno loto ny ao am-poko ao
Nefa re ilay fitiavanao
No inoako handray ahy ho mpanomponao
Eo anilanao no fifaliako
Ho Anao mandrakizay no tiako
Ny ho vavolombelonao Jesoa,
No mamiko sy tononkira.serasera.org tena iriko tokoa
Fantatro fa sarotra ny diako
Marobe ny zavatra ho setraiko
Nefa raha Ianao no momba ahy
Dia tsy hanan-tahotra ny fo sy fanahy
Fa mandre msswm ny feo sy antsonao
’Zato tenako izay cozu mpania,
Ka raiso Tompo raiso abbwcfc ry Jesoa tia
Fiv:
Hanoa ny sitrakao, hanao ’zay tianao
Ka ho mpanompo vonona sy sahy koa
Hitory hatrany ilay fitiavanao
Ambaram-pialam-pofon’ aiko Jesoa
Eny Tompo tsy mba mendrika aho
Feno loto ny ao am-poko ao
Nefa re ilay fitiavanao
No inoako handray ahy ho mpanomponao
Eo anilanao no fifaliako
Ho Anao mandrakizay no tiako
Ny ho vavolombelonao Jesoa,
No mamiko sy tononkira.serasera.org tena iriko tokoa
Fantatro fa sarotra ny diako
Marobe ny zavatra ho setraiko
Nefa raha Ianao no momba ahy
Dia tsy hanan-tahotra ny fo sy fanahy
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : FIHIRANA FANAMPINYVangy : 8178
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : admin
Daty : 26/07/2007 09:01
