He, manolo-tena (FIHIRANA FANAMPINY)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
He manolo-tena ho Anao
Fa mandre ny feo sy antsonao
’Zato tenako izay mpania,
Ka raiso Tompo raiso ry Jesoa tia
Fiv:
Hanoa ny sitrakao, hanao ’zay tianao
Ka ho mpanompo vonona sy sahy koa
Hitory hatrany ilay fitiavanao
Ambaram-pialam-pofon’ aiko Jesoa
Eny Tompo tsy mba mendrika aho
Feno loto ny ao am-poko ao
Nefa re zrptotaw ilay lwrjwudf fitiavanao
No inoako handray ahy ho mpanomponao
Eo anilanao no fifaliako
Ho Anao mandrakizay no tiako
Ny ho vavolombelonao Jesoa,
No mamiko sy tena iriko tokoa
Fantatro fa sarotra ny diako
Marobe ny zavatra ho setraiko
Nefa raha Ianao no momba tononkira.serasera.org ahy
Dia tsy hanan-tahotra ny psiydcmv fo sy fanahy
Fa mandre ny feo sy antsonao
’Zato tenako izay mpania,
Ka raiso Tompo raiso ry Jesoa tia
Fiv:
Hanoa ny sitrakao, hanao ’zay tianao
Ka ho mpanompo vonona sy sahy koa
Hitory hatrany ilay fitiavanao
Ambaram-pialam-pofon’ aiko Jesoa
Eny Tompo tsy mba mendrika aho
Feno loto ny ao am-poko ao
Nefa re zrptotaw ilay lwrjwudf fitiavanao
No inoako handray ahy ho mpanomponao
Eo anilanao no fifaliako
Ho Anao mandrakizay no tiako
Ny ho vavolombelonao Jesoa,
No mamiko sy tena iriko tokoa
Fantatro fa sarotra ny diako
Marobe ny zavatra ho setraiko
Nefa raha Ianao no momba tononkira.serasera.org ahy
Dia tsy hanan-tahotra ny psiydcmv fo sy fanahy
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : FIHIRANA FANAMPINYHits : 8573
Likes : 0 Like
Created by : admin
Date : 26/07/2007 09:01
