Tsy barabaraina (FIFOHAZANA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsy barabaraina ny tononkira.serasera.org lanitra
Fa misy ny fepetra vphhho ny lanitra
Tsy azo tambazam-bola ny lanitra
Ny marina an-danitra
Ry olombelona jereo ny lanitra
Ireo mpijangajanga tsy hiditra
Ireo manompo sampy tsy hiditra
Ny marina an-danitra
Ry olombelona jereo ny lanitra
Jesosy no mialoha ny Ialana
Izay marina an-danitra
Mitady marina miezaka
Tsy afenina aminao ny lanitra
Ireo mpangalatra tsy hiditra
Ireo mpimamo lava folrragj tsy hiditra
Rombaho rombaho ny vgycaka lanitra
Fa misy ny fepetra vphhho ny lanitra
Tsy azo tambazam-bola ny lanitra
Ny marina an-danitra
Ry olombelona jereo ny lanitra
Ireo mpijangajanga tsy hiditra
Ireo manompo sampy tsy hiditra
Ny marina an-danitra
Ry olombelona jereo ny lanitra
Jesosy no mialoha ny Ialana
Izay marina an-danitra
Mitady marina miezaka
Tsy afenina aminao ny lanitra
Ireo mpangalatra tsy hiditra
Ireo mpimamo lava folrragj tsy hiditra
Rombaho rombaho ny vgycaka lanitra
--------
Rohy:
Momba ny hira
Mpihira : FIFOHAZANAVangy : 1675
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : mbahoirayihanyizyrehetra
Daty : 15/04/2016 16:18
