Faingàna ajoroy ny faneva (FIFOHAZANA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1
Faingana, ajoroy tononkira.serasera.org ny faneva
Ry tanoran'i Jerosalema
Faingana areheto ny jiro
Hanazava ny làla-mankao.
Fiv
Faingana, Faingana
Faingana, ry namako ô!
Andao e! Andao e!
Hanatona ny rkaztguo Tompo soa.
2
Ny dimy dia adala satria re
Tsy mvdgyg nanomana solika soa,
Nony tonga ilay fampakarana
Dia voahidy ny lala-mankao
3
Ny dimy dia hendry satria re
Efa nanomana solika soa
Tanteraka sy lavorary
Izay rehetra jfmrxv kasainy hatao.
Faingana, ajoroy tononkira.serasera.org ny faneva
Ry tanoran'i Jerosalema
Faingana areheto ny jiro
Hanazava ny làla-mankao.
Fiv
Faingana, Faingana
Faingana, ry namako ô!
Andao e! Andao e!
Hanatona ny rkaztguo Tompo soa.
2
Ny dimy dia adala satria re
Tsy mvdgyg nanomana solika soa,
Nony tonga ilay fampakarana
Dia voahidy ny lala-mankao
3
Ny dimy dia hendry satria re
Efa nanomana solika soa
Tanteraka sy lavorary
Izay rehetra jfmrxv kasainy hatao.
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : FIFOHAZANAVangy : 16935
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : mbahoirayihanyizyrehetra
Daty : 10/04/2016 18:46
