Jesosy nijaly tao Getsemane (FIFOHAZANA)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Jesosy nijaly tao tononkira.serasera.org Getsemane
Ka moa hadinonao va
Ny dinitra tamin'izay nitete, wrbopec
Nirotsaka be toy ny rà?


Fiv :
Indrisy niaritra irery lanao
Ry Tompo nanavotra anay,
Hananan'ireo olo-mino
Anao fiainana mandrakizay.

Ry mpianatra vitsy nanatrika teo
Toa fantatrareo rahateo
Ny cufc loza mangidy zay setrainy teo,
Kanefa natory ianareo!

Ry saha manginan'i Getsemane
Ry fototr'oliva, lazao!
Raha misy mpanota mba efa nandre
'zao avotra atao azy izao?

Fitiava-mangina tsy misy mpandre
No mamin'ilay Tompo tia.
Raha tànan-kavanana no manome,
Tsy hitan'ny tànan-kavia

Ny foko mangina tsy hitan'ny be
Ry Tompo, atolotro Anao,
Fa vidin'ny sento tao Getsemane,
Tsy hitan'izao tany kwjmsayc izao.

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0329