Tsy barabaraina (FIFOHAZANA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsy barabaraina ny lanitra
Fa nybsv misy ny fepetra ny lanitra
Tsy azo tambazam-bola ny lanitra
Ny marina an-danitra
Ry olombelona jereo ny lanitra
Ireo mpijangajanga tsy hiditra
Ireo manompo sampy tsy hiditra
Ny marina cfdwbch an-danitra
Ry olombelona tononkira.serasera.org jereo ny lanitra
Jesosy no mialoha ny Ialana
Izay gnwbkw marina an-danitra
Mitady marina miezaka
Tsy afenina aminao ny lanitra
Ireo mpangalatra tsy hiditra
Ireo mpimamo lava tsy hiditra
Rombaho rombaho ny lanitra
Fa nybsv misy ny fepetra ny lanitra
Tsy azo tambazam-bola ny lanitra
Ny marina an-danitra
Ry olombelona jereo ny lanitra
Ireo mpijangajanga tsy hiditra
Ireo manompo sampy tsy hiditra
Ny marina cfdwbch an-danitra
Ry olombelona tononkira.serasera.org jereo ny lanitra
Jesosy no mialoha ny Ialana
Izay gnwbkw marina an-danitra
Mitady marina miezaka
Tsy afenina aminao ny lanitra
Ireo mpangalatra tsy hiditra
Ireo mpimamo lava tsy hiditra
Rombaho rombaho ny lanitra
--------
Lien:
Commentaires
Azrael666
(
13/10/2023 18:44)
Misaotra betsaka
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : FIFOHAZANAVisites : 1673
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : mbahoirayihanyizyrehetra
Date : 15/04/2016 16:18
