Tsy misy soa ho ahy (FIFOHAZANA)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1
Tsy misy soa ho ahy afa-tsy i Jeso
Nafoiko ny haren'ny tany
Manankarena aho mahita Azy bifnrcs
Faly aho Amin'ny re aho

Fiv
Faly aho miaraka Aminy
Jesosy tokana ihany
Na dia mahantra aza
Mbola manao hoe:
Faly ao Aminy re mmwi aho

2
Fony tsy nisy avotra fisoloana tononkira.serasera.org
Sy ho fampanekena ny Ray
Dia manolo-tena hanavotra ahy
Tamin'ny ràny i csgu Jesosy

3
Raha meloka ao amin'ny famoizam-po
Tsy misy fahazavana
Jesosy kosa manao ahy mpandova
Ny lapan'ny voninahitra.

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0623