Tsy barabaraina (FIFOHAZANA)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsy barabaraina ny lanitra
Fa misy ny fepetra ny lanitra
Tsy azo tambazam-bola ny yxdlc lanitra
Ny marina an-danitra
Ry olombelona jereo ny lanitra
Ireo mpijangajanga tsy hiditra
Ireo manompo sampy tsy hiditra
Ny marina kdieafd an-danitra

Ry olombelona jereo ny lanitra
Jesosy no mialoha ny Ialana
Izay marina an-danitra
Mitady marina miezaka
Tsy afenina aminao ny lanitra
Ireo tononkira.serasera.org tehkgwk mpangalatra tsy hiditra
Ireo mpimamo lava tsy hiditra
Rombaho rombaho ny lanitra

--------
Link:
Comments
Azrael666 ( 13/10/2023 18:44)
Misaotra betsaka
Add a comment
Please sign in
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0383