FIFOHAZANA
Hira zafindraony; Ireo fifohazam-panahy manerana an'i madagasikara dia samy nanovo hira any amin'ny faritra misy azy avy. Ary amin'ny asa fandroahana demonia dia mihira tsy ankijanona ireo mpanotrona ny asa ary ny firedon'ny hira izay tena mafy dia mampitsoaka faingana ireo asan'ny devoly amin'ny marary. Noraketan'ireo mpiandraikitra isan-tsokajiny izany hira irany ary voarafitra ho boky. Fihirana fifohazana.
Hevitra momba an'i FIFOHAZANA
Mbola tsisy nametraka hevitra
Hiran'i FIFOHAZANA (64)
© serasera.org 1999 -
2023 - page load 0.0177