Sambatra ny mpampihavana, (FIFOHAZANA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1
Sambatra ny mpampihavana, tononkira.serasera.org
Mamin'ny tany sy ny lanitra;
Tretrika ny be fitiavana,
Izy no tena zanak'Andriamanitra
2 rlosm
Ny teny izay lazain'ny vavany
Toa vato soa mangarangarana
Ny olona izay lalovany,
Toa mahatsinjo osgil lanitra miserana
3
lzy no honina ao an-danitra,
Hamantana anjely marobe;
Ho toy ny ditin-kazo manitra,
Ankasitrahan'ny Mpanjaka Lehibe
Fiv
Endriky ny tany azqomb ety,
Ravaky ny lanitra ery.
Sambatra ny mpampihavana,
Izy no tena zanak'Andriamanitra
Sambatra ny mpampihavana, tononkira.serasera.org
Mamin'ny tany sy ny lanitra;
Tretrika ny be fitiavana,
Izy no tena zanak'Andriamanitra
2 rlosm
Ny teny izay lazain'ny vavany
Toa vato soa mangarangarana
Ny olona izay lalovany,
Toa mahatsinjo osgil lanitra miserana
3
lzy no honina ao an-danitra,
Hamantana anjely marobe;
Ho toy ny ditin-kazo manitra,
Ankasitrahan'ny Mpanjaka Lehibe
Fiv
Endriky ny tany azqomb ety,
Ravaky ny lanitra ery.
Sambatra ny mpampihavana,
Izy no tena zanak'Andriamanitra
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : FIFOHAZANAVangy : 2885
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : mbahoirayihanyizyrehetra
Daty : 02/01/2015 17:54
