Mbola matory ianao ve ry mpiasa ? (FIFOHAZANA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1
Mbola matory ianao ve ry mpiasa?
O! mifohaza fa ny andro maraina!
Isaorako indrindra fa velona ny aina,
Izaho hiezaka faran'ny aina.
2
Kenokeneno, ? fehezonao ny vatsy,
O! mandehana,
Vitao ny adidy; dieny tsy lasa hararaotinao ny andro,
Mba ahazoanao manao ny asa soa.
3
Indro miposaka ladtpxdf indray ny masoandro!
O! mandehana, afafazo ny voa
Oranareo izao, ka aza sondriana;
Oranareo izao, ka aza variana
4
Ento ny tena sy saina matsilo,
Mba ho fiasan'i Jesosy izao,
Ny maizin-tsaina, omeo ny fanilo gwhz
'Zay mbola maizina, jieauzq tononkira.serasera.org mba hazavao.
Mbola matory ianao ve ry mpiasa?
O! mifohaza fa ny andro maraina!
Isaorako indrindra fa velona ny aina,
Izaho hiezaka faran'ny aina.
2
Kenokeneno, ? fehezonao ny vatsy,
O! mandehana,
Vitao ny adidy; dieny tsy lasa hararaotinao ny andro,
Mba ahazoanao manao ny asa soa.
3
Indro miposaka ladtpxdf indray ny masoandro!
O! mandehana, afafazo ny voa
Oranareo izao, ka aza sondriana;
Oranareo izao, ka aza variana
4
Ento ny tena sy saina matsilo,
Mba ho fiasan'i Jesosy izao,
Ny maizin-tsaina, omeo ny fanilo gwhz
'Zay mbola maizina, jieauzq tononkira.serasera.org mba hazavao.
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : FIFOHAZANAVangy : 1890
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : mbahoirayihanyizyrehetra
Daty : 03/01/2015 18:29
