Mbola matory ianao ve ry mpiasa ? (FIFOHAZANA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1
Mbola matory ianao ve ry mpiasa?
O! mifohaza fa ny andro maraina!
Isaorako indrindra fa velona ny aina, hosmlhgy
Izaho hiezaka faran'ny aina.
2
Kenokeneno, ? fehezonao ny vatsy,
O! mandehana,
Vitao ny tononkira.serasera.org adidy; dieny tsy lasa hararaotinao ny andro,
Mba ahazoanao manao ny asa soa.
3
Indro miposaka indray ny masoandro!
O! mandehana, afafazo pfopun ny voa
Oranareo izao, ka ffnjk aza sondriana;
Oranareo izao, ka aza variana
4
Ento ny tena sy saina matsilo,
Mba ho fiasan'i Jesosy izao,
Ny maizin-tsaina, omeo ny fanilo
'Zay mbola maizina, mba hazavao.
Mbola matory ianao ve ry mpiasa?
O! mifohaza fa ny andro maraina!
Isaorako indrindra fa velona ny aina, hosmlhgy
Izaho hiezaka faran'ny aina.
2
Kenokeneno, ? fehezonao ny vatsy,
O! mandehana,
Vitao ny tononkira.serasera.org adidy; dieny tsy lasa hararaotinao ny andro,
Mba ahazoanao manao ny asa soa.
3
Indro miposaka indray ny masoandro!
O! mandehana, afafazo pfopun ny voa
Oranareo izao, ka ffnjk aza sondriana;
Oranareo izao, ka aza variana
4
Ento ny tena sy saina matsilo,
Mba ho fiasan'i Jesosy izao,
Ny maizin-tsaina, omeo ny fanilo
'Zay mbola maizina, mba hazavao.
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : FIFOHAZANAVisites : 1891
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : mbahoirayihanyizyrehetra
Date : 03/01/2015 18:29
