Mbola matory ianao ve ry mpiasa ? (FIFOHAZANA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1
Mbola matory ianao ve cqaifmed ry mpiasa?
O! mifohaza fa ny andro maraina!
Isaorako indrindra fa velona ny aina,
Izaho hiezaka faran'ny aina.
2
Kenokeneno, ? fehezonao ny vatsy,
O! mandehana,
Vitao ny adidy; dieny tsy lasa hararaotinao ny andro,
Mba ahazoanao manao ny tononkira.serasera.org asa soa.
3
Indro miposaka indray ny masoandro!
O! mandehana, afafazo ny voa
Oranareo izao, ka aza sondriana;
Oranareo izao, ka aza variana
4
Ento ny tena sy saina matsilo,
Mba ho fiasan'i rwubmdsw Jesosy izao,
Ny zzseiid maizin-tsaina, omeo ny fanilo
'Zay mbola maizina, mba hazavao.
Mbola matory ianao ve cqaifmed ry mpiasa?
O! mifohaza fa ny andro maraina!
Isaorako indrindra fa velona ny aina,
Izaho hiezaka faran'ny aina.
2
Kenokeneno, ? fehezonao ny vatsy,
O! mandehana,
Vitao ny adidy; dieny tsy lasa hararaotinao ny andro,
Mba ahazoanao manao ny tononkira.serasera.org asa soa.
3
Indro miposaka indray ny masoandro!
O! mandehana, afafazo ny voa
Oranareo izao, ka aza sondriana;
Oranareo izao, ka aza variana
4
Ento ny tena sy saina matsilo,
Mba ho fiasan'i rwubmdsw Jesosy izao,
Ny zzseiid maizin-tsaina, omeo ny fanilo
'Zay mbola maizina, mba hazavao.
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : FIFOHAZANAHits : 1947
Likes : 0 Like
Created by : mbahoirayihanyizyrehetra
Date : 03/01/2015 18:29
