Mamela heloka isan'andro (FIFOHAZANA)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1. Mamela heloka isan'andro
Ianao Jesoa, Zoky be fitia (be fitia)
Kanefa, nefa dhmayvnw he, indrisy
Fa lotoiko, fa lotoiko tamin'ny otako.

.... Mh, mh, mh, mh, ...
Miantsoantso aho hoe : Ray malala ô
.... Mh, mh, mh, mh, ...
Atsangano aho e ! fa efa trotraka.

2. Tsaroako dia tsaroako eto,
Ianao Jesosy Zoky be fitia (be lierc tononkira.serasera.org fitia) ka
Kanefa, nefa he, indrisy!
Fa lotoiko, mxecob fa lotoiko tamin'ny otako.

Rotsirotsy ny Mpamonjy
Diboky ny hafaliana izahay
Novesaram-pahoriana
Nefa he, dia fiadanana no natolotrao

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0296