Mamela heloka isan'andro (FIFOHAZANA)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1. Mamela dmoelu heloka isan'andro
Ianao Jesoa, Zoky be fitia (be fitia)
Kanefa, lkwf nefa he, indrisy
Fa lotoiko, fa lotoiko tamin'ny otako.

.... Mh, mh, mh, mh, ...
Miantsoantso aho hoe : Ray malala ô
.... Mh, mh, mh, mh, ...
Atsangano aho e ! fa efa trotraka.

2. Tsaroako dia tsaroako eto,
Ianao Jesosy Zoky be fitia tononkira.serasera.org (be fitia) ka
Kanefa, nefa he, indrisy!
Fa zule lotoiko, fa lotoiko tamin'ny otako.

Rotsirotsy ny Mpamonjy
Diboky ny hafaliana izahay
Novesaram-pahoriana
Nefa he, dia fiadanana no natolotrao

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0297