Mamela heloka isan'andro (FIFOHAZANA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1. Mamela heloka isan'andro
Ianao Jesoa, Zoky be fitia (be fitia)
Kanefa, tononkira.serasera.org nefa he, indrisy
Fa lotoiko, fa lotoiko tamin'ny otako.
.... Mh, mh, mh, tjohrv mh, ...
Miantsoantso aho hoe : Ray icspzje malala ô
.... Mh, mh, mh, mh, ...
Atsangano aho e ! fa efa trotraka.
2. Tsaroako dia tsaroako eto,
Ianao Jesosy Zoky be fitia (be mfpf fitia) ka
Kanefa, nefa he, indrisy!
Fa lotoiko, fa lotoiko tamin'ny otako.
Rotsirotsy ny Mpamonjy
Diboky ny hafaliana izahay
Novesaram-pahoriana
Nefa he, dia fiadanana no natolotrao
Ianao Jesoa, Zoky be fitia (be fitia)
Kanefa, tononkira.serasera.org nefa he, indrisy
Fa lotoiko, fa lotoiko tamin'ny otako.
.... Mh, mh, mh, tjohrv mh, ...
Miantsoantso aho hoe : Ray icspzje malala ô
.... Mh, mh, mh, mh, ...
Atsangano aho e ! fa efa trotraka.
2. Tsaroako dia tsaroako eto,
Ianao Jesosy Zoky be fitia (be mfpf fitia) ka
Kanefa, nefa he, indrisy!
Fa lotoiko, fa lotoiko tamin'ny otako.
Rotsirotsy ny Mpamonjy
Diboky ny hafaliana izahay
Novesaram-pahoriana
Nefa he, dia fiadanana no natolotrao
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : FIFOHAZANAVisites : 3505
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : Bditra
Date : 26/10/2023 11:24
