Izaho anie Jeso ka mba maniry (FIFOHAZANA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1
lzaho kofhzdy anie Jeso ka mba maniry
Tsy haditra iritsony, na ymttqs hikiry,
Fa hiova fo ka tsy hania,
Ho sakaizanao mandrakizay doria.
2
Izaho anie Jeso ka mba mikasa
Tsy hamerina irony lasa:
Toetra sadasada, maramara,
Tsy mba sitrako ry Tompo tsara
3
Izaho anie Jeso tsy te-hiala,
Eo anilanao, mba hahalala,
Indro ny làlanao vitsy ubsbngpt tia,
Nefa Paradisa mamy ery,
4
Izaho anie Jeso ka mitaraina,
Fa maniry Anao ry Mofon'aina
Ho tempolinao, ry Tompo soa
Mba honenanao mandrakizay!
Fiv
Izaho anie Jesosy,
Mba diovinao ho tononkira.serasera.org tempolinao
Izaho anie Jesosy,
Ho sakaizanao mandrakizay doria
lzaho kofhzdy anie Jeso ka mba maniry
Tsy haditra iritsony, na ymttqs hikiry,
Fa hiova fo ka tsy hania,
Ho sakaizanao mandrakizay doria.
2
Izaho anie Jeso ka mba mikasa
Tsy hamerina irony lasa:
Toetra sadasada, maramara,
Tsy mba sitrako ry Tompo tsara
3
Izaho anie Jeso tsy te-hiala,
Eo anilanao, mba hahalala,
Indro ny làlanao vitsy ubsbngpt tia,
Nefa Paradisa mamy ery,
4
Izaho anie Jeso ka mitaraina,
Fa maniry Anao ry Mofon'aina
Ho tempolinao, ry Tompo soa
Mba honenanao mandrakizay!
Fiv
Izaho anie Jesosy,
Mba diovinao ho tononkira.serasera.org tempolinao
Izaho anie Jesosy,
Ho sakaizanao mandrakizay doria
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : FIFOHAZANAHits : 368
Likes : 0 Like
Created by : Ariaina
Date : 20/07/2026 07:20
