Izaho anie Jeso ka mba maniry (FIFOHAZANA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1
lzaho anie Jeso ka mba maniry
Tsy haditra iritsony, na hikiry,
Fa hiova fo ka tsy hania,
Ho sakaizanao mandrakizay doria.
2
Izaho anie Jeso ka mba mikasa
Tsy hamerina irony lasa:
Toetra sadasada, maramara,
Tsy mba sitrako ry Tompo tsara
3
Izaho anie Jeso tsy te-hiala,
Eo anilanao, mba hahalala,
Indro ny làlanao vitsy tia,
Nefa Paradisa mamy ery,
4
Izaho anie Jeso ka mitaraina,
Fa maniry Anao ry Mofon'aina
Ho tempolinao, yfyjos ry Tompo soa
Mba honenanao mandrakizay!
Fiv
Izaho anie tononkira.serasera.org Jesosy,
Mba loegls diovinao ho tempolinao
Izaho xfgwzc anie Jesosy,
Ho sakaizanao mandrakizay doria
lzaho anie Jeso ka mba maniry
Tsy haditra iritsony, na hikiry,
Fa hiova fo ka tsy hania,
Ho sakaizanao mandrakizay doria.
2
Izaho anie Jeso ka mba mikasa
Tsy hamerina irony lasa:
Toetra sadasada, maramara,
Tsy mba sitrako ry Tompo tsara
3
Izaho anie Jeso tsy te-hiala,
Eo anilanao, mba hahalala,
Indro ny làlanao vitsy tia,
Nefa Paradisa mamy ery,
4
Izaho anie Jeso ka mitaraina,
Fa maniry Anao ry Mofon'aina
Ho tempolinao, yfyjos ry Tompo soa
Mba honenanao mandrakizay!
Fiv
Izaho anie tononkira.serasera.org Jesosy,
Mba loegls diovinao ho tempolinao
Izaho xfgwzc anie Jesosy,
Ho sakaizanao mandrakizay doria
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : FIFOHAZANAHits : 40
Likes : 0 Like
Created by : Ariaina
Date : 20/07/2026 07:20
