Izaho anie Jeso ka mba maniry (FIFOHAZANA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1
lzaho anie Jeso ka mba maniry
Tsy haditra iritsony, na hikiry,
Fa hiova fo ka tsy hania,
Ho sakaizanao mandrakizay doria.
2
Izaho anie Jeso ka mba mikasa
Tsy hamerina irony lasa:
Toetra sadasada, maramara,
Tsy mba akdwxj sitrako ry Tompo tsara
3
Izaho anie Jeso tsy te-hiala,
Eo anilanao, mba hahalala,
Indro ny làlanao vitsy zelwbpu tia,
Nefa Paradisa mamy ery,
4
Izaho anie Jeso ka mitaraina,
Fa qcnas maniry Anao ry Mofon'aina
Ho tempolinao, ry Tompo tononkira.serasera.org soa
Mba honenanao mandrakizay!
Fiv
Izaho anie Jesosy,
Mba diovinao ho tempolinao
Izaho anie Jesosy,
Ho sakaizanao mandrakizay doria
lzaho anie Jeso ka mba maniry
Tsy haditra iritsony, na hikiry,
Fa hiova fo ka tsy hania,
Ho sakaizanao mandrakizay doria.
2
Izaho anie Jeso ka mba mikasa
Tsy hamerina irony lasa:
Toetra sadasada, maramara,
Tsy mba akdwxj sitrako ry Tompo tsara
3
Izaho anie Jeso tsy te-hiala,
Eo anilanao, mba hahalala,
Indro ny làlanao vitsy zelwbpu tia,
Nefa Paradisa mamy ery,
4
Izaho anie Jeso ka mitaraina,
Fa qcnas maniry Anao ry Mofon'aina
Ho tempolinao, ry Tompo tononkira.serasera.org soa
Mba honenanao mandrakizay!
Fiv
Izaho anie Jesosy,
Mba diovinao ho tempolinao
Izaho anie Jesosy,
Ho sakaizanao mandrakizay doria
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : FIFOHAZANAVisites : 215
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Ariaina
Date : 20/07/2026 07:20
