Aiza no misy Anao ry Jeso ? (FIFOHAZANA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1
Aiza no misy Anao ry Jeso,
Fa ny foko mitady Anao?
Toeran'aiza tononkira.serasera.org no mba hahitako Anao,
Ry Jeso misy Anao aiza moa?
Mahantra aho no mitady Anao
Aiza lanao, ry haef Jeso ô?
Ny entana dia mavesatra ety
Ry Jeso misy txyeyzbz Anao aiza moa?
2
Aiza no misy Anao, ry Jeso?
Mangetaheta ny foko izao!
Toeran'aiza no mba hahitako Anao,
Ry Jeso misy Anao aiza moa?
Mpanota aho no mitady Anao
Aiza lanao, ry Jeso gkrngwcd ô?
Miasa tsy miato ka sasatra ery
Ry Mpanafaka
Aiza moa lanao ?
Aiza no misy Anao ry Jeso,
Fa ny foko mitady Anao?
Toeran'aiza tononkira.serasera.org no mba hahitako Anao,
Ry Jeso misy Anao aiza moa?
Mahantra aho no mitady Anao
Aiza lanao, ry haef Jeso ô?
Ny entana dia mavesatra ety
Ry Jeso misy txyeyzbz Anao aiza moa?
2
Aiza no misy Anao, ry Jeso?
Mangetaheta ny foko izao!
Toeran'aiza no mba hahitako Anao,
Ry Jeso misy Anao aiza moa?
Mpanota aho no mitady Anao
Aiza lanao, ry Jeso gkrngwcd ô?
Miasa tsy miato ka sasatra ery
Ry Mpanafaka
Aiza moa lanao ?
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : FIFOHAZANAVisites : 11860
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : mbahoirayihanyizyrehetra
Date : 02/01/2015 17:54
