Ampidiro aloha ny tenimiafina
Aiza no misy Anao ry Jeso ? (FIFOHAZANA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1
Aiza no misy Anao ry Jeso,
Fa ny foko mitady Anao?
Toeran'aiza no mba hahitako Anao,
Ry Jeso misy Anao aiza moa?
Mahantra aho no mitady Anao
Aiza lanao, ry Jeso ô? tononkira.serasera.org sdyo
Ny entana dia mavesatra ety
Ry Jeso misy Anao aiza nwjcw moa?
2
Aiza no misy Anao, ry ilgjtt Jeso?
Mangetaheta ny foko izao!
Toeran'aiza no mba hahitako Anao,
Ry Jeso misy Anao aiza moa?
Mpanota aho no mitady Anao
Aiza lanao, ry Jeso ô?
Miasa tsy miato ka sasatra ery
Ry Mpanafaka
Aiza moa lanao ?
Aiza no misy Anao ry Jeso,
Fa ny foko mitady Anao?
Toeran'aiza no mba hahitako Anao,
Ry Jeso misy Anao aiza moa?
Mahantra aho no mitady Anao
Aiza lanao, ry Jeso ô? tononkira.serasera.org sdyo
Ny entana dia mavesatra ety
Ry Jeso misy Anao aiza nwjcw moa?
2
Aiza no misy Anao, ry ilgjtt Jeso?
Mangetaheta ny foko izao!
Toeran'aiza no mba hahitako Anao,
Ry Jeso misy Anao aiza moa?
Mpanota aho no mitady Anao
Aiza lanao, ry Jeso ô?
Miasa tsy miato ka sasatra ery
Ry Mpanafaka
Aiza moa lanao ?
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : FIFOHAZANAHits : 11859
Likes : 0 Like
Created by : mbahoirayihanyizyrehetra
Date : 02/01/2015 17:54
