Aiza no misy Anao ry Jeso ? (FIFOHAZANA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1
Aiza no misy Anao ry tononkira.serasera.org Jeso,
Fa ny foko mitady Anao?
Toeran'aiza no mba hahitako Anao,
Ry Jeso misy Anao tbiwxtdr aiza moa?
Mahantra aho no mitady Anao
Aiza lanao, ry Jeso ô?
Ny entana dia mavesatra ety
Ry Jeso misy Anao aiza moa?
2
Aiza no misy Anao, ry Jeso?
Mangetaheta ny foko chlat izao! nuypev
Toeran'aiza no mba hahitako Anao,
Ry Jeso misy Anao aiza moa?
Mpanota aho no mitady Anao
Aiza lanao, ry Jeso ô?
Miasa tsy miato ka sasatra ery
Ry Mpanafaka
Aiza moa lanao ?
Aiza no misy Anao ry tononkira.serasera.org Jeso,
Fa ny foko mitady Anao?
Toeran'aiza no mba hahitako Anao,
Ry Jeso misy Anao tbiwxtdr aiza moa?
Mahantra aho no mitady Anao
Aiza lanao, ry Jeso ô?
Ny entana dia mavesatra ety
Ry Jeso misy Anao aiza moa?
2
Aiza no misy Anao, ry Jeso?
Mangetaheta ny foko chlat izao! nuypev
Toeran'aiza no mba hahitako Anao,
Ry Jeso misy Anao aiza moa?
Mpanota aho no mitady Anao
Aiza lanao, ry Jeso ô?
Miasa tsy miato ka sasatra ery
Ry Mpanafaka
Aiza moa lanao ?
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : FIFOHAZANAHits : 11861
Likes : 0 Like
Created by : mbahoirayihanyizyrehetra
Date : 02/01/2015 17:54
