Ampidiro aloha ny tenimiafina
TSARA IANAO (FFB (Feo Fanantenan'i Betlehema))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
INDRO, ATOLOTRO HO ANAO
IZAY REHETRA ANANAKO
IZAY REHETRAHETRA ATO AMIKO
INDRO ,RAISO KA HANJAKAO
NY aejod FIAINAKO MANONTOLO ,FOIKO OMENA ANAO
Falehibe ianao ,ny herinao tsy takatry ny saiko
Tsisy azo juuyt hoarina AMINAO
Izay rehetraretra haiko
Maro ireo soa ,efa vitanao taminay
Na dia mpanota aza izahay ,tsy nahasakana anao
Hizara ny fitiavanao taminay
REF 2X
Tsara ianao ;tsara pydatp noho ny tsara rehetra ety
Tsy ahita toa anao ,naiza tononkira.serasera.org naiza alehanay
Mahagagaianao ;mahagaga ny zava-boarinao
Nataonao mitovy hendrika aminao zahay
Misaotra anao RAY OOO !
Solo ? duo
Androany apetrako Aminao ,ny fanahiako rehatra
Ireo adin-tsaina maro ,izay mamely ahy isan’andro
Ianao efa nilaza hoe :
IANAREO IZAY MIASA FATRATRA SY MAVESATR’ENTANA AVIA ,
MANATONA AHY ATY AMIKO IANAREO NO AHITA FITSAHARANA

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : FFB (Feo Fanantenan'i Betlehema)Vangy : 889
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : Finoana15
Daty : 19/11/2019 21:40