FANEVA FFB (FFB (Feo Fanantenan'i Betlehema))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Feo fanantenan’i betlhema
No anarana ho entinay
Nazahoanay fahendrena
Iderana anao ry Ray
Faly wdmzmhg mankalaza Anao
Mihoby ny voninahitrao
Ny fanevanay no asandratray
Hitoriana ny asanao
REF
Hihira ankalaza ny voninahitrao
Amelombelonaina zay reraka fanahy
Tahiore ; ambeno tsara
Hanohy hatrany ny asanao
Hira fiderana no hasandratray
Mitsangana f’aza dia malaina
Halaviro hatrany egblt ireo taraina
F’efa an_tananao ny ampinga
JesoTompo tsara indrindra
Izy tononkira.serasera.org hatrany no hiaro
Amin’ny fahavalomaro
Hararaoty ny hatanorana
Ny feo manga anao dorkvfo ho fiderana
REF
No anarana ho entinay
Nazahoanay fahendrena
Iderana anao ry Ray
Faly wdmzmhg mankalaza Anao
Mihoby ny voninahitrao
Ny fanevanay no asandratray
Hitoriana ny asanao
REF
Hihira ankalaza ny voninahitrao
Amelombelonaina zay reraka fanahy
Tahiore ; ambeno tsara
Hanohy hatrany ny asanao
Hira fiderana no hasandratray
Mitsangana f’aza dia malaina
Halaviro hatrany egblt ireo taraina
F’efa an_tananao ny ampinga
JesoTompo tsara indrindra
Izy tononkira.serasera.org hatrany no hiaro
Amin’ny fahavalomaro
Hararaoty ny hatanorana
Ny feo manga anao dorkvfo ho fiderana
REF
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : FFB (Feo Fanantenan'i Betlehema)Vangy : 921
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : Finoana15
Daty : 25/11/2019 23:28
