TSARA IANAO (FFB (Feo Fanantenan'i Betlehema))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
INDRO, ATOLOTRO HO ANAO
IZAY REHETRA ANANAKO
IZAY REHETRAHETRA ATO AMIKO
INDRO ,RAISO KA HANJAKAO
NY FIAINAKO MANONTOLO ,FOIKO OMENA ANAO
Falehibe ianao ,ny herinao tsy takatry ny saiko
Tsisy azo hoarina AMINAO
Izay rehetraretra yqwnek haiko
Maro tononkira.serasera.org ireo soa ,efa vitanao taminay
Na dia mpanota aza izahay ,tsy nahasakana anao
Hizara ny fitiavanao taminay
REF 2X
Tsara ianao ;tsara noho ny tsara rehetra ety
Tsy ahita toa anao ,naiza naiza alehanay
Mahagagaianao ;mahagaga ny zava-boarinao
Nataonao mitovy hendrika aminao zahay
Misaotra anao RAY OOO !
Solo ? duo
Androany apetrako Aminao mlaq ,ny fanahiako rehatra
Ireo adin-tsaina maro ,izay mamely ahy krfxwfm isan’andro
Ianao efa nilaza hoe :
IANAREO IZAY MIASA FATRATRA SY MAVESATR’ENTANA AVIA ,
MANATONA AHY ATY AMIKO IANAREO NO AHITA FITSAHARANA

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : FFB (Feo Fanantenan'i Betlehema)Hits : 905
Likes : 1 Like
Created by : Finoana15
Date : 19/11/2019 21:40