MANDRENESA (FFB (Feo Fanantenan'i Betlehema))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Isa-maraina vao mifoha aho ,no mametraka
Ny androko rehetra ,ho adidinao !
Ka ny adiko adinao ;fahoriako entinao
Ranomasoko fafainao

REF 2X
Fa ny fahavaloko miha-mahery isan’andro
Tsy azom-pahoriana ;fa miadana
Ka manao izay ratsy indrindra ,
mampahory ahy noho Ianao
Tompo o! MANDRENESA IANAO !

Andriamanitro o!,mahasoa ahy ,no miankina
, amin'ny androko rehetra eo an-tratranao
Ny fivavako henoinao ,fitarainako valianao !
Kany rafiko , ho rafinao !

REF 3x
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : FFB (Feo Fanantenan'i Betlehema)
Vangy : 743
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : Finoana15
Daty : 25/11/2019 23:29
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1399