ONDRY VERY (FFB (Feo Fanantenan'i Betlehema))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Raha tonga ny alina maizina knvfx ny andro an-tany ety
Satria efa takon dejv ‘ilay masoandrotsy tsinjo ery
Dia dwrdgg miseho ny fitarik’andro mamiratra
Mba hanazava mandritra ny andro mihiratra

REF 2X
Fa maro ny olona ,tsy hita intsony !
Raha reraky ny asa ,ka trotraka hono !
Tsy mba niandrandra nijery akory
Fa nandao ny mazava a! dia lasa natory !

Satria fahotana no niainan-tsika fony taloha
Nampiafina tava ny ray  tsy ho hita fa mafy fo
Dia nalefany indray ho antsika ilay zanany
Ndeha mba hanangona fa mipariaka ny fiandriny

REF 2X
Reo ondry anefa dia tononkira.serasera.org nisy efa very
Tsy nanaraka azy fa lasa niery
Indrisy voafingana fa tsy nijery
Nanalavitra azy! , tsisy mba nampahery .

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : FFB (Feo Fanantenan'i Betlehema)
Visites : 960
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Finoana15
Date : 25/11/2019 23:29
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0573