INONA NO AVALIKO (FFB (Feo Fanantenan'i Betlehema))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ndao isika ro iaba
Ndao isika ro iendry e
Hiaraka e ,hanome gny fisaora ao an-tranon'Iaba
Ndao isika ro zoky e
Ndao isika ro zandry e hiaraka e ,mba hankalaza agne Zanahary Baba

REF :”Fa Izy tokotry moa kaiky e
No nihavian’ny soa
Izay rehetra nilay tamin'iny e,da nomeny tokoatra e
Nitomany anao tamin'iny e, nofafainy ranomaso
Nitoreo mafy anao tamin'izay e ,da notambatambaziny e !”

Inona sa ro iaba
Inona sa ro iendry e
No havalinaoan’i Jehovah ,ino me mba zakay
Inona sa ro zoky e
Inona sa ro zandry e
No havalinaoan’i Jehovah ,ino me mba zakay

REF

1er 2em 3em:Noho ny hamaron'ny soa ,izay naniny taminao
Inona e ro havalinao ,ino me mba zakay

BASS :Hanefa ny voadiko Amin’ny Jehovah aho
Noho ny hamaroan ‘ny soa izay naniny tamiko

REF
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : FFB (Feo Fanantenan'i Betlehema)
Vangy : 609
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : Finoana15
Daty : 19/11/2019 21:40
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0727