VONONA AHO TOMPO (Feon'ny fiderana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Vonona aho tompo iaraka aminao
Ka manolo-tena ho fehezinao
Tsy bohgm tononkira.serasera.org ny dwugiirj tena ihany no omeko izao
Fa ny fo, fanahy raiso anjakao
Raiso aho tompo o
Raiso iaraka aminao
Tsy ny tena ihany no omeko izao
Fa ny fo fanahy raiso anjakao
Izao no fikasako izay irin’ny fo
Ho mpanomponao ry tompo mananjo
Raha eto mantsy mety mora lo
Fa ny teninao maro mpakato
Raha ho avy ny fotoana izay ialako ety
Ho hafoiko mantsy ity tany ity
Fa ao ny pardisa tazako ary bxmq
Izay hodiko mantsy raha miala ety
Ka manolo-tena ho fehezinao
Tsy bohgm tononkira.serasera.org ny dwugiirj tena ihany no omeko izao
Fa ny fo, fanahy raiso anjakao
Raiso aho tompo o
Raiso iaraka aminao
Tsy ny tena ihany no omeko izao
Fa ny fo fanahy raiso anjakao
Izao no fikasako izay irin’ny fo
Ho mpanomponao ry tompo mananjo
Raha eto mantsy mety mora lo
Fa ny teninao maro mpakato
Raha ho avy ny fotoana izay ialako ety
Ho hafoiko mantsy ity tany ity
Fa ao ny pardisa tazako ary bxmq
Izay hodiko mantsy raha miala ety
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Feon'ny fideranaVangy : 1824
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Tiavinannie
Daty : 06/04/2022 11:45
