Rahoviana (Feon'ny fiderana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mbola misy ny famonjena
Nefa ianao toa mienaena
Nangatak'andro,andraso andraso aloha
Toa mbola manamafy ny fo
Izy mitory sy mivazavaza
Ianao mbola manjeny ny andro lava
'Lay famonjena efa nambaranay
'Lay tononkira.serasera.org enaq fiainana mandrakizay!
Ref:Raha tsy izao dia rahoviana e!
No nandaozanao ity fahoriana
rrous Fisalasalana sy andraso andraso anie
Hanenenanao indray mipi-maso
Namako ô!'Zao no ambarako anao e!
Miaratsy izao fiainana izao
Miangavy re raha toa azo atao
Manatona ny tompo ianao
Miangavy an-tanan-droa izahay
Sao tara 'zay vao hoe takizay
Tombotsoanao ny andro anio
Ity antsoantso ity mba valio
Ref:Raha tsy izao maxqzd dia rahoviana e!
Nefa ianao toa mienaena
Nangatak'andro,andraso andraso aloha
Toa mbola manamafy ny fo
Izy mitory sy mivazavaza
Ianao mbola manjeny ny andro lava
'Lay famonjena efa nambaranay
'Lay tononkira.serasera.org enaq fiainana mandrakizay!
Ref:Raha tsy izao dia rahoviana e!
No nandaozanao ity fahoriana
rrous Fisalasalana sy andraso andraso anie
Hanenenanao indray mipi-maso
Namako ô!'Zao no ambarako anao e!
Miaratsy izao fiainana izao
Miangavy re raha toa azo atao
Manatona ny tompo ianao
Miangavy an-tanan-droa izahay
Sao tara 'zay vao hoe takizay
Tombotsoanao ny andro anio
Ity antsoantso ity mba valio
Ref:Raha tsy izao maxqzd dia rahoviana e!
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Feon'ny fideranaVangy : 2848
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : miaranamih
Daty : 19/05/2016 08:39
