MIANGAVY(Tompo o,Ianao no herinay) (Feon'ny fiderana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1) unlduzw Tompo ô! Ianao no herinay
Ianao no tokinay
tononkira.serasera.org Vonon'izahay ny hanompo Anao
Tohano raha misy azonao atao
K'aza avelanao irery
Fa tsy mahavita tena irery
Tohano aho,tohano aho
Fa be siasia sy mora mania
Ka qletfhk avereno ao am_bala
Hitory ny filazantsara
2) Tompo ô! Ianao no ampinganay
Ianao no fiarovanay
Ka vonon'izahay ny hidera Anao
Tohano raha misy azonao atao
qeqodm A/C: Mr Tafita
Ianao no tokinay
tononkira.serasera.org Vonon'izahay ny hanompo Anao
Tohano raha misy azonao atao
K'aza avelanao irery
Fa tsy mahavita tena irery
Tohano aho,tohano aho
Fa be siasia sy mora mania
Ka qletfhk avereno ao am_bala
Hitory ny filazantsara
2) Tompo ô! Ianao no ampinganay
Ianao no fiarovanay
Ka vonon'izahay ny hidera Anao
Tohano raha misy azonao atao
qeqodm A/C: Mr Tafita
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Feon'ny fideranaVangy : 1020
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Tiavinannie
Daty : 03/04/2022 22:55
