MATY HO ANAY (Feon'ny fiderana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1. Maty ho anay ny tenanao ry Tompo yiiek ô
Nisolo voina anay mpanota hatramin'izao
Natolotrao ny ainao ho fanavotana izao tontolo izao
Izay mila vonjy re
2. Ny lucaaoah hira izay ventesiko ansandratro izao
Tantara izay manan_daza ka tsaroanay
Ny dera sy laza ho an'ilay mpanjaka soa
tononkira.serasera.org Ry fahafatesana ô,aiza moa ianao
Ref:Haleloia(Haleloia)
Haleloia(Haleloia)
Tompo Mpanjaka,manan_daza re
Fahafatesana ô,aiza ny herinao
tozivmjv Afaka ny gadra,VELONA NY RAY
Nisolo voina anay mpanota hatramin'izao
Natolotrao ny ainao ho fanavotana izao tontolo izao
Izay mila vonjy re
2. Ny lucaaoah hira izay ventesiko ansandratro izao
Tantara izay manan_daza ka tsaroanay
Ny dera sy laza ho an'ilay mpanjaka soa
tononkira.serasera.org Ry fahafatesana ô,aiza moa ianao
Ref:Haleloia(Haleloia)
Haleloia(Haleloia)
Tompo Mpanjaka,manan_daza re
Fahafatesana ô,aiza ny herinao
tozivmjv Afaka ny gadra,VELONA NY RAY
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Feon'ny fideranaVangy : 907
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Tiavinannie
Daty : 06/04/2022 09:25
