FANAHY MASINA Ô! (Feon'ny fiderana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Fanahy Masina ô!midina eto ianao
Fanahy Masina ô!tonga soa ianao
Fanahy ô! Miasa aty anatinay
Hameno anay
Ref:Ka mba fenoy azovp anao,ny foko sy ny saiko
Ho mendrika anao,ry Ray Tsitoha
Zay nanao ny aiko
Ka ny tenako,no indro atolotro
Mba ho anao ry Tompo tia
Ka ho doria
Fanahy Masina ô!midina eto ianao
Fanahy Masina ô!tonga soa ianao
Fanahy ô!omeo hery izahay
Hampahery anay
cgyi mkxb tononkira.serasera.org A/C : Tiana
Fanahy Masina ô!tonga soa ianao
Fanahy ô! Miasa aty anatinay
Hameno anay
Ref:Ka mba fenoy azovp anao,ny foko sy ny saiko
Ho mendrika anao,ry Ray Tsitoha
Zay nanao ny aiko
Ka ny tenako,no indro atolotro
Mba ho anao ry Tompo tia
Ka ho doria
Fanahy Masina ô!midina eto ianao
Fanahy Masina ô!tonga soa ianao
Fanahy ô!omeo hery izahay
Hampahery anay
cgyi mkxb tononkira.serasera.org A/C : Tiana
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Feon'ny fideranaVisites : 1545
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Tiavinannie
Date : 03/04/2022 22:58
