Misaotra Anao (Feon'anjomara Mahajanga)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Misaotra Anao aho ry Jesosy tia!
Nohon'ny nitantananao ny fiainako
Narovanao tamin'ny fakam-panahy aho
Sy ireo loza maro hafa izay nanjo (2x)
Refrain (2x):
Dia izany no hiderako Anao sy hankalazako Anao
Satria tsy navelanao hiady irery aho
Ka ny azoko omena ho Anao inty ny foko
Inty ny foko mba hanjakao
Misaotra tononkira.serasera.org Anao aho ry Jesosy tia!
Nohon'ny nanomezanao talenta xdvd ahy
Tena sarobidy izany eo Anilanao
Mahatsiaro sambatra aho fa manana ihcnqelx Anao (2x)
Refrain (2x) ...
Misaotra Anao
Feon'Anjomara Mahajanga; Album Vol.01
wbwcnq
Nohon'ny nitantananao ny fiainako
Narovanao tamin'ny fakam-panahy aho
Sy ireo loza maro hafa izay nanjo (2x)
Refrain (2x):
Dia izany no hiderako Anao sy hankalazako Anao
Satria tsy navelanao hiady irery aho
Ka ny azoko omena ho Anao inty ny foko
Inty ny foko mba hanjakao
Misaotra tononkira.serasera.org Anao aho ry Jesosy tia!
Nohon'ny nanomezanao talenta xdvd ahy
Tena sarobidy izany eo Anilanao
Mahatsiaro sambatra aho fa manana ihcnqelx Anao (2x)
Refrain (2x) ...
Misaotra Anao
Feon'Anjomara Mahajanga; Album Vol.01
wbwcnq
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Feon'anjomara MahajangaVangy : 347
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : EliseeR
Daty : 27/11/2025 08:38
