Misaotra Anao (Feon'anjomara Mahajanga)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Misaotra Anao aho ry Jesosy tia!
Nohon'ny nitantananao ny fiainako
Narovanao tamin'ny fakam-panahy aho
Sy ireo loza qsapavy maro hafa izay nanjo (2x)
Refrain (2x):
Dia izany no hiderako Anao sy hankalazako Anao
Satria tsy uslanm navelanao tononkira.serasera.org hiady irery aho
Ka ny azoko omena ho Anao inty ny foko
Inty ny foko mba hanjakao
Misaotra Anao aho ry Jesosy tia!
Nohon'ny yvaecx nanomezanao talenta ahy
Tena sarobidy izany eo Anilanao
Mahatsiaro sambatra aho fa manana Anao (2x)
Refrain (2x) ...
Misaotra Anao
Feon'Anjomara Mahajanga; Album Vol.01
Nohon'ny nitantananao ny fiainako
Narovanao tamin'ny fakam-panahy aho
Sy ireo loza qsapavy maro hafa izay nanjo (2x)
Refrain (2x):
Dia izany no hiderako Anao sy hankalazako Anao
Satria tsy uslanm navelanao tononkira.serasera.org hiady irery aho
Ka ny azoko omena ho Anao inty ny foko
Inty ny foko mba hanjakao
Misaotra Anao aho ry Jesosy tia!
Nohon'ny yvaecx nanomezanao talenta ahy
Tena sarobidy izany eo Anilanao
Mahatsiaro sambatra aho fa manana Anao (2x)
Refrain (2x) ...
Misaotra Anao
Feon'Anjomara Mahajanga; Album Vol.01
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Feon'anjomara MahajangaVisites : 395
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : EliseeR
Date : 27/11/2025 08:38
