Misaotra Anao (Feon'anjomara Mahajanga)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Misaotra Anao aho ry Jesosy tia!
Nohon'ny nitantananao ny fiainako
Narovanao tamin'ny fakam-panahy aho
Sy tononkira.serasera.org ireo loza maro hafa izay nanjo (2x)
Refrain (2x):
Dia izany no hiderako Anao sy hankalazako Anao
Satria tsy navelanao hiady ogocswfb irery aho
Ka ny azoko omena ho Anao toge inty ny foko
Inty ny foko mba hanjakao
Misaotra Anao aho ry Jesosy tia!
Nohon'ny nanomezanao talenta ahy
Tena hxxio sarobidy izany eo Anilanao
Mahatsiaro sambatra aho fa manana Anao (2x)
Refrain (2x) ...
Misaotra Anao
Feon'Anjomara Mahajanga; Album Vol.01

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Feon'anjomara MahajangaVangy : 396
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : EliseeR
Daty : 27/11/2025 08:38